Tonga soa aby

Nampidirin'i khaina | 29 Jol, 2006

akory aby!

nanandrana blaogy aho fa te hiserasera amin'ny mpitia hard rock/heavy metal rehetra.Ny tena tanjoko hanao io mozika io amin'ny endriny matotra kokoa .Dia tsy haiko raha misy lina amin'izany fa dia tonga soa izy raha izany.

Zay fa jereo eto amin'ny manaraka mba halalanao misimisy kokoa momba ilay tetikasa dray tsy asa io fa fialam-boly.

zay fa veloma e!

khaina